Teach Homeless Kids in Madagascar
Donation protected
Greetings friends of the street beggars in Madagascar!
Our ANNUAL CAMPAING IS HERE GAIN!
We started this campaing 1 year and 1 month ago on April 7, 2016.
Please, could you donate once more for us to reach our $1000 goal by the end of May 2017?
We need the money to buy warm clothing and underwear for the harsh winter ($200), pay for extra luggage ($150), pay for reading books Lala sy Noro ($150), pay for 1 year-food, school supplies, soap and local expentidures ($500)
We have a walled school now and 20 kids can write and read some thanks to you!!
Please donate all what you can! We are doing all what we can to teach 50 more by 2018. Step by step!
Thank you! Thank you!
Mialy
mmmmmmmmmmmmmmm
MIarahaba o! Tonga indray ny fotoana fangatahana fanampiana aminareo izay natomboka tamin'ny 7 Aprily 2016.
Afaka manampy indray ve ianao hahatratrarana ny tanjona $1000?
Ny vola azo dia hividianana fitafiana mafana sy akanjo anatiny hiatrehany ny ririnina ($200), handoavana saran'ny fitondrana ny entana am fiaramanidina ($150), hividianana boky famakian-teny toy Lala sy Noro ($150), handoavana vidin-tsakafo fanome azy ireo isaky ny mianatra sy kojakoja fanadiovana, ary fandaniana madinika ao an-toerana ($500).
Efa mba manana sekoly isika izao hianaran'izy ireo in-2 isan-keriandro ary ankizy 20 izao no afaka manoratra ny anarany sy efa mihamahay mamaky nohon'ny fanampianareo tamin'ny erintaona!
Ampio tanana indray rea izahay vitsivitsy hanafoanana ny tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra any Madagasikara. Miezaka ny hampianatra 50 izahay amin'ny eritaona tahaka izao 2018.
Mankasitraka tanteraka ary manantena ny fiaraha-miasa aminao!

Organizer
Mial Rabe
Organizer
Inspired to help? Start a fundraiser for someone you know